auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-27 06:40:39 +03:00 committed by root
parent 3d7c2bd1db
commit 7d787c127b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Fa nony natazagna reo Fariseo sy Sadiseo maro ngnantogna an'azy mbô atao batisa izy, de ozy tamin-jareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno pozina, iza no nampitandrina an'nareo hilefa ny fahatezerana ho avy? \v 8 Mamoaza voa mendrika ny fibebana. \v 9 Ary aza misaina ny hilaza agn'eritreritra hoe: "Managna an'i Abrahama ho rainay zahay." Fa lazaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zanaka ho an'i Abrahama na de avy am'reto vato reto aza.
\v 7 Fa nony natazagna reo Fariseo sy Sadiseo maro ngnantogna an'azy mbô atao batisa izy, de ozy tamin-jareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno pozina, iza no nampitandrina an'nareo hilefa ny fahatezerana ho avy? \v 8 Mamoaza voa mendrika ny fibebana. \v 9 Ary aza misaina ny hilaza anakam hoe: "Managna an'i Abrahama ho rainay zahay." Fa lazaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zanaka ho an'i Abrahama na de avy am'reto vato reto aza.