auto save
This commit is contained in:
parent
36ac4f771c
commit
3d7c2bd1db
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 7 \v 8 \v 9 Fa nony natazagna reo Fariseo sy Sadiseo maro ngnantogna an'azy mbô atao batisa izy, de ozy tamin-jareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno pozina, iza no nampitandrina an'nareo hilefa ny fahatezerana ho avy? Mamoaza voa mendrika ny fibebana. Ary aza misaina ny hilaza agn'eritreritra hoe: "Managna an'i Abrahama ho rainay zahay." Fa lazaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zanaka ho an'i Abrahama na de avy am'reto vato reto aza.
|
||||
\v 7 Fa nony natazagna reo Fariseo sy Sadiseo maro ngnantogna an'azy mbô atao batisa izy, de ozy tamin-jareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno pozina, iza no nampitandrina an'nareo hilefa ny fahatezerana ho avy? \v 8 Mamoaza voa mendrika ny fibebana. \v 9 Ary aza misaina ny hilaza agn'eritreritra hoe: "Managna an'i Abrahama ho rainay zahay." Fa lazaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zanaka ho an'i Abrahama na de avy am'reto vato reto aza.
|
Loading…
Reference in New Issue