Sat Jun 06 2020 15:54:51 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 15:54:52 +03:00
parent 0c276579f5
commit 7d528720f0
10 changed files with 10 additions and 50 deletions

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 1 Avy akeo Jesosy nitaritin'ny Fagna ho aigny an'efitra mba halain'ny devoly fagna. \v 2 Rafa avy nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina Izy, de nôna. \v 3 Nagnantona ny mpaka fagna ka nitaré tam'Azy hoe: "Ra zanak'Andriamanitra Enao, de taravo ho tonga mofo reto vato reto. \v 4 Fa Jesosy namaly ka nagnano tam'azy hoe: "Vôsoratra hoe: Tsy ny mofo fôgna no hiveloman'ôla fa ze teny daôly alôkan'ny vavan'Andriamanitra."
=======
\v 1 Avy akeo Jesosy notaritin'ny Fagnahy ho aigny agn'efitra mbô halain'ny devoly fagnahy.\v 2 Rafa avy nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina izy, de nôna. \v 3 Nagnatona ny mpaka fagnahy ka nitare tamin'Azy hoe: "Raha Zanak'Andriamanitra Anao, de tineno ho tonga mofo reto vato reto."\v 4 Fa Jesosy namaly ka nagnano tamin'azy hoe: "Vôsoratra hoe: 'Tsy ny mofo fôgna ny hiviloman'ny ôla fa ze teny daôly alôky ny vavan'Andriamanitra.'"
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e
\c 4 \v 1 Avy akeo Jesosy notaritin'ny Fagnahy ho aigny agn'efitra mbô halain'ny devoly fagnahy. \v 2 Rafa avy nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina izy, de nôna. \v 3 Nagnatona ny mpaka fagnahy ka nitare tamin'Azy hoe: "Raha Zanak'Andriamanitra Anao, de tineno ho tonga mofo reto vato reto." \v 4 Fa Jesosy namaly ka nagnano tamin'azy hoe: "Vôsoratra hoe: 'Tsy ny mofo fôgna ny hiviloman'ny ôla fa ze teny daôly alôky ny vavan'Andriamanitra.'"

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 5 Avy akeo ny devoly nitondra an'Azy taigny an-tanàna masina ka nametraka an'Azy takeo amin'ny faratampon'ny tempoly. \v 6 Ary nitaré tam'Azy hoe: "Ra zanak'Andriamanitra Enao de milavô aigny ambany aigny fa vôsoratra hoe: "Izy handidy 'reo anjeliny hiaro anao sy hanandratra Anao akeo amin'ny tagnan-jareo ka tsy ho tofoka amin'ny vato ny tongotrao."
=======
\v 5 Avy akeo ny devoly nitondra an'azy taigny amin'ny tanàna masina ka nametraka an'azy takeo amin'ny faratampon'ny tempoly, \v 6 ary nitare tamin'Azy hoe: "Raha Zanak'Andriamanitra Anao, de milavô aigny ambany aigny, fa vôsoratra hoe: 'Izy handidy reo anjeliny hiahy an'nao' sy 'Hanandratra An'nao akeo amin'ny tagnan-jareo, ka tsy ho tafotôna amin'ny vato ny tongotrao.'"
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e
\v 5 Avy akeo ny devoly nitondra an'azy taigny amin'ny tanàna masina ka nametraka an'azy takeo amin'ny faratampon'ny tempoly, \v 6 ary nitare tamin'Azy hoe: "Raha Zanak'Andriamanitra Anao, de milavô aigny ambany aigny, fa vôsoratra hoe: 'Izy handidy reo anjeliny hiahy an'nao' sy 'Hanandratra An'nao akeo amin'ny tagnan-jareo, ka tsy ho tafotôna amin'ny vato ny tongotrao.'"

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 7 Jesosy nitaré tam'azy hoe: "De mbola vôsoratra ndre hoe: "Tsy tokony hitsapa ny Tompo Andriamanitra Enao." \v 8 Ndesin'ny devoly takeigny amin'ny tôrana agnambo ndre Izy ary nampibôgna an'Azy ny fanjakana daôly am-zao tontolo 'zao sy ny hatsaran-reo. \v 9 Ozy izy tam'Azy hoe: "Reo daôly reo de ameko an'nao, ra ôtra ka menkoka anketo agnatrehako sy midera anà Enao.
=======
\v 7 Jesosy nitare tamin'azy hoe: "De mbôla vôsoratra ndre hoe: 'Tsy tokony hitsapa ny Tompo Andriamanitrao Anao.'" \v 8 Nentin'ny devoly hankaigny amin'ny tôrana avo ndre Izy ary nampibôgna an'Azy ny fanjakana daôly am'zao tontolo zao sy ny hatsaran'reo. \v 9 Ozy tamin'Azy hoe: "Reo daôly reo de ameko An'nao, raha ôtra ka menkôtra aketo agnatrehako sy midera ana anao."
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e
\v 7 Jesosy nitare tamin'azy hoe: "De mbôla vôsoratra ndre hoe: 'Tsy tokony hitsapa ny Tompo Andriamanitrao Anao.'" \v 8 Nentin'ny devoly hankaigny amin'ny tôrana avo ndre Izy ary nampibôgna an'Azy ny fanjakana daôly am'zao tontolo zao sy ny hatsaran'reo. \v 9 Ozy tamin'Azy hoe: "Reo daôly reo de ameko An'nao, raha ôtra ka menkôtra aketo agnatrehako sy midera ana anao."

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 10 Avy akeo Jesosy nitaré tam'azy hoe: "Miala anketo enao, ry satana! fa efa vôsoratra hoe: "Enao de hidera ny Tompo Andriamanitrao, ary Izy irerika no tompoinao." \v 11 Avy akeo nandaosa an'azy ny devoly, ary indreo nisy anjely tonga ka nanompo an'Azy.
=======
\v 10 Avy akeo Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Mialà aketo anao, ry Satana! F'efa vôsoratra hoe: 'Anao de hidera ny Tompo Andriamanitrao, ary izy rerika iany no ho tompoinao.'" \v 11 Avy akeo nandao an'Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga nanompo an'Azy.
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e
\v 10 Avy akeo Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Mialà aketo anao, ry Satana! F'efa vôsoratra hoe: 'Anao de hidera ny Tompo Andriamanitrao, ary izy rerika iany no ho tompoinao.'" \v 11 Avy akeo nandao an'Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga nanompo an'Azy.

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 12 Ary nony reign'i Jesosy fa vôsambotra Jaona de niverina ankeigny Galilia Izy. \v 13 Nandaosa an'i Nazareta Izy ka nande ka nipetraka takao Kapernaomy, ze akeo amoron-dranomasin'i Galilia, akao amin'ny zara-tanin'i Zeboloina sy Naftaly.
=======
\v 12 Ary nony regnin'i Jesosy fa vôsambotra Jaona, de niverina nakaigny Galilia izy. \v 13 Nandao an'i Nazareta Izy ka nande ary nipetraka takao Kapernaomy, ze akeo amoron-dragnomasin'ny Galilia, akao amin'ny zara-tanin'i Zabolona sy Nadtaly.
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e
\v 12 Ary nony regnin'i Jesosy fa vôsambotra Jaona, de niverina nakaigny Galilia izy. \v 13 Nandao an'i Nazareta Izy ka nande ary nipetraka takao Kapernaomy, ze akeo amoron-dragnomasin'ny Galilia, akao amin'ny zara-tanin'i Zabolona sy Nadtaly.

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 14 Zany no nibôgna mba ahatanteraka ze nambaran'i Isaia mpaminagny hoe: \v 15 "Ny tanin'i Zeboloina sy Naftaly, mankeigny amin'ny ranomasina aigny andafin'i Jordana, Galilia an'ireo Jentilisa! \v 16 'Reo ôla nipetraka tamin'ny maizigna de natazagna fazavàna gedabe ary 'reo ze mipetraka tamin'ny faritra sy ny aloky ny fafatesana de takeo am-jareo no niposan'ny mazava.
=======
\v 14 Zany no nitranga mbô hatanteraka ze nambaran'Isaia mpaminagny hoe: \v 15 "Ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly, mankaigny amin'ny ragnomasina, aigny an-dafin'i Jordana, Galilia an'reo Jentlisa! \v 16 Reo ôla nipetraka tamin'ny maizigna de nahita fazavana lehibe, ary reo ze nipetraka tamin'ny faritra sy ny aloky ny fafatesana, de takeo amin-jareo no niposahan'ny fazavana."
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e
\v 14 Zany no nitranga mbô hatanteraka ze nambaran'Isaia mpaminagny hoe: \v 15 "Ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly, mankaigny amin'ny ragnomasina, aigny an-dafin'i Jordana, Galilia an'reo Jentlisa! \v 16 Reo ôla nipetraka tamin'ny maizigna de nahita fazavana lehibe, ary reo ze nipetraka tamin'ny faritra sy ny aloky ny fafatesana, de takeo amin-jareo no niposahan'ny fazavana."

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 17 Ary tam-zany fotôgna zany Jesosy de nanomboka nitory teny sy nilaza hoe: "Mibebaha fa efa ankeiky ny fanjakan'ny lagnitra."
=======
\v 17 Ary tam'zany fotôna zany Jesosy de nanomboka nitory tey sy nilaza hoe: "Mibebà, f'efa ankeky ny fanjakan'ny lagnitra."
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e
\v 17 Ary tam'zany fotôna zany Jesosy de nanomboka nitory tey sy nilaza hoe: "Mibebà, f'efa ankeky ny fanjakan'ny lagnitra."

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 18 Ra nande nankeigny amoron'ny ranomasin'i Galilia, de natazagna mpirahalà roey, Simona ze antsovina hoe Petera ary Andrea rahalany nanipy ny aratony taigny amin'ny ranomasina mpagnarato zareo. \v 19 Ozy Jesosy tam-jareo hoe: "Andao, hagnaraka Anà, fa hataoko mpagnarato ôla anareo." \v 20 Teo no eo iany de nandaosa ny aratony zareo ka nagnaraka an'Azy.
=======
\v 18 Raha nande taigny amoron-dRagnomasin'i Galilia Izy, de natazagna mpirahalà rôy, Simona ze nantsôvina hoe Petera, ary Andrea ralahiny, nanipy ny haratony taigny amin'ny ragnomasina, fa mpagnarato zareo.\v 19 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Andao, hagnaraka Anà, fa ataoko mpagnarato ôla anareo." \v 20 Teo no eo iany de nandao an'reo harato zareo ka nagnaraka an'Azy.
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e
\v 18 Raha nande taigny amoron-dRagnomasin'i Galilia Izy, de natazagna mpirahalà rôy, Simona ze nantsôvina hoe Petera, ary Andrea ralahiny, nanipy ny haratony taigny amin'ny ragnomasina, fa mpagnarato zareo. \v 19 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Andao, hagnaraka Anà, fa ataoko mpagnarato ôla anareo." \v 20 Teo no eo iany de nandao an'reo harato zareo ka nagnaraka an'Azy.

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 21 Ary ra mbola niroso Jesosy de natazagna mpirahalà roey hafa, Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona rahalany nagnambôtra ny aratony takao an-tsambo ry zareo niaraka tamin'i Zebedio dadan-jareo. Nagnantso an'jareo Izy. \v 22Ka teo no eo iany de nandaosa ny sambokeliny sy ny dadany zareo ka nagnaraka an'Azy.
=======
\v 21 Ary raha mbôla nandroso Jesosy de natazagna mpirahalà rôy hafa, Jakoba zanak'i Zebedio, sy Jaona ralahiny. Nagnambôtra ny haratony takao an-tsambo zareo niaraka tamin'i Zebedio rain-jareo. Nagnantso an-jareo Izy, \v 22 ka teo no eo iany de nandao ny sambokeliny sy ny rainy zareo ka nagnaraka an'Azy.
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e
\v 21 Ary raha mbôla nandroso Jesosy de natazagna mpirahalà rôy hafa, Jakoba zanak'i Zebedio, sy Jaona ralahiny. Nagnambôtra ny haratony takao an-tsambo zareo niaraka tamin'i Zebedio rain-jareo. Nagnantso an-jareo Izy, \v 22 ka teo no eo iany de nandao ny sambokeliny sy ny rainy zareo ka nagnaraka an'Azy.

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 23 Nande eran'i Galilia Jesosy, nampianatra takao amin'ny synagogan-jareo, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana ary nagnasitrana 'reo karazagn'aretina daôly mbamin'ny rofy daôly takeo amin'ny ôla. \v 24 Niely eran'ny Syria ny laza mahakasika an'Azy, ka de nentin'ôla takeo amin'Azy 'reo ze marary daôly, mararin'ny karazagn'aretina sy ny fangirifiriana sy 'reo demoniaka, sy ze mararin'ny androbe sy mararin'ny paralysisa. Nositranin'i Jesosy izy reigny. \v 25 Vahôka betsaka avy taigny Galilia, Dekapolisy, Jesoralema, Jodia ary avy aigny an-dafin'i Jordana no nagnaraka an'Azy.
=======
\v 23 Nande eran'i Galilia Jesosy, nampianatra takao amin'ny synagogan-jareo, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana, ary nagnasitrana reo karazan'aretina daôly mbakan'ny rofy daôly takeo amin'ny ôla. \v 24 Niparitaka eran'i Syria ny vaovao makasika an'Azy, ka de nentin'ny ôla takeo amin'Azy reo ze marary daôly, mararin'ny karazan'aretina sy fangirifirina, reo demoniaka, sy ze mararin'ny androbe sy mararin'ny paralysisa. Nositranin'i Jesosy izy regny. \v 25 Vahôka betsaka avy taigny Galilia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia ary ny avy aigny an-dafin'i Jordana no nagnarka an'Azy.