plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/21.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 21 Ary raha mbôla nandroso Jesosy de natazagna mpirahalà rôy hafa, Jakoba zanak'i Zebedio, sy Jaona ralahiny. Nagnambôtra ny haratony takao an-tsambo zareo niaraka tamin'i Zebedio rain-jareo. Nagnantso an-jareo Izy, \v 22 ka teo no eo iany de nandao ny sambokeliny sy ny rainy zareo ka nagnaraka an'Azy.