auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-18 20:20:04 +08:00 committed by root
parent b9b22f2d5b
commit 7c46fa504b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka iza ma le mpanompo matoky sy hendry ze notendren'ny tompony hanapaka ny ankohonany mba hanomezana an-jareo amin'ny fotôna manjary. Sambatra zany mpanompo zany zay tazagn'ny tompony fa magnano an'zany rafa to
Ka iza ma le mpanompo matoky sy hendry ze notendren'ny tompony hanapaka ny ankohonany mba hanomezana an-jareo amin'ny fotôna manjary. Sambatra zany mpanompo zany zay tazagn'ny tompony fa magnano an'zany rafa tonga izy. Lazaiko marina aminareo fa tsy tompony no hanapaka an'azy ho ambonin'ny ra daôly ze agnanany.

1
24/48.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa ra misy mpanompo ratsy mitaré am-pony hoe: "Ela fiavy ny Tompo", ka manomboka mamono reo mpanompo namany, sy mihinana ary misotro miaraka amin'reo mpimamo. De ho avy ny tomponle m