auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-18 20:20:04 +08:00 committed by root
parent f4b09ff0c9
commit b9b22f2d5b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa fantatrareo zao, ra fantatry ny tompo-tragno hoe amin'ny firy alina iaven'ny mpangalatra, de ho niambina izy ary tsy namela ny tragnony ho vaky. Noho zany,
Fa fantatrareo zao, ra fantatry ny tompo-tragno hoe amin'ny firy alina iaven'ny mpangalatra, de ho niambina izy ary tsy namela ny tragnony ho vaky. Noho zany, de tsy maintsy mivognona fôgna kô anareo fa ho avy ny Zanak'ôla amin'ny ora tsy ampoizinareo.

1
24/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ka iza ma le mpanompo matoky sy hendry ze notendren'ny tompony hanapaka ny ankohonany mba hanomezana an-jareo amin'ny fotôna manjary. Sambatra zany mpanompo zany zay tazagn'ny tompony fa magnano an'zany rafa to