auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-05 14:11:07 +08:00 committed by root
parent 90a1d2e72d
commit 6c251fbf18
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tonga teigny Kaperinaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nagnangona ny hetra atsasaky ny sekely ary niteny hoe: " Tsy mandoa ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo" Hoy izy hoe: "Eny" Fa rafa niditra akao an-trano Petera, de Jesosy aloha no niresaka taminy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona Ireo mpanjaka aketo an-tany, avy amin'zao no andraisan'jareo hetra na hetran'olo Avy amin'reo vaokany ma sa avy amin
Rafa tonga teigny Kaperinaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nagnangona ny hetra atsasaky ny sekely ary niteny hoe: " Tsy mandoa ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo" Hoy izy hoe: "Eny" Fa rafa niditra akao an-trano Petera, de Jesosy aloha no niresaka taminy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona Ireo mpanjaka aketo an-tany, avy amin'zao no andraisan'jareo hetra na hetran'olo Avy amin'reo vaokany ma sa avy amin'reo vahiny"

1
17/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa niteny Petera hoe: "Avy amin'reo vahiny," De hoy Jesosy taminy hoe: "De afaka amin'ny fandoavana zany reo vaoka Fa mba tsy hampanotantsika ny mpamory hetra, de mandi