auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-05 14:11:07 +08:00 committed by root
parent bfceea3047
commit 90a1d2e72d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tonga teigny Kaperinaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nagnangona ny hetra atsasaky ny sekely ary niteny hoe: " Tsy mandoa ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo" Hoy izy hoe: "Eny" Fa rafa niditra akao an-trano Petera, de Jesosy aloha no niresaka tamin
Rafa tonga teigny Kaperinaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nagnangona ny hetra atsasaky ny sekely ary niteny hoe: " Tsy mandoa ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo" Hoy izy hoe: "Eny" Fa rafa niditra akao an-trano Petera, de Jesosy aloha no niresaka taminy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona Ireo mpanjaka aketo an-tany, avy amin'zao no andraisan'jareo hetra na hetran'olo Avy amin'reo vaokany ma sa avy amin