auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 20:09:06 +08:00 committed by root
parent 04e5c817f8
commit 643f37d77e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Ozy zareo tamin'azy hoe; "Nagnino zany Mosesy no mandidy an'nay hagnome taratasy fagnamarinam-pisarana ary avy akeo hampody an'azy?" \v 8 Ozy Izy tam'reo hoe: "Fa ny hamafisam-ponareo no namelan'i Mosesy an'areo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny volôny de tsy zany no fomba. \v 9 Lazaiko anareo, na iza na iza misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy nohon'ny fijangajangana, ka manambady hafa, de manitsakitsa-bady; ary ny leila manambady vevavy ze efa nisara-bady de mijangajanga."
\v 7 Ozy zareo tamin'azy hoe; "Nagnino zany Mosesy no mandidy an'nay hagnome taratasy fagnamarinam-pisarana ary avy akeo hampody an'azy?" \v 8 Ozy Izy tam'reo hoe: "Fa ny hamafisam-ponareo no namelan'i Mosesy an'nareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny volôny de tsy zany no fomba. \v 9 Lazaiko an'nareo, na iza na iza misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana, ka manambady hafa, de magnitsakitsa-bady; ary ny leila manambady vevavy ze efa nisara-bady de mijangajanga."