plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/07.txt

1 line
492 B
Plaintext

\v 7 Ozy zareo tamin'azy hoe; "Nagnino zany Mosesy no mandidy an'nay hagnome taratasy fagnamarinam-pisarana ary avy akeo hampody an'azy?" \v 8 Ozy Izy tam'reo hoe: "Fa ny hamafisam-ponareo no namelan'i Mosesy an'nareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny volôny de tsy zany no fomba. \v 9 Lazaiko an'nareo, na iza na iza misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana, ka manambady hafa, de magnitsakitsa-bady; ary ny leila manambady vevavy ze efa nisara-bady de mijangajanga."