auto save
This commit is contained in:
parent
c4c81b3ec7
commit
60c64613b6
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 23 \v 24 Lozanareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mandoa ny fahafolon'ny solila sy ny aneta ary ny komima anareo, fa anareo de tsy nankatoa ny ra tegna mavesa-danja ndrindra amin'ny lalàna, de ny rariny sy ny famindram-po ary finoana. Fa reo no tokony nataonareo ary tsy tokony navelanareo ho tsy vita ny raika hafa. Anareo ry mpitarika jamba, anareo ze manivana ny lalitra nefa miteligna rameva!
|
||||
\v 23 Lozanareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mandoa ny fahafolon'ny solila sy ny aneta ary ny komima anareo, fa anareo de tsy nankatoa ny ra tegna mavesa-danja ndrindra amin'ny lalàna, de ny rariny sy ny famindram-po ary finoana. Fa reo no tokony nataonareo ary tsy tokony navelanareo ho tsy vita ny raika hafa. \v 24 Anareo ry mpitarika jamba, anareo ze manivana ny lalitra nefa miteligna rameva!
|
Loading…
Reference in New Issue