From 60c64613b6a306152dd78d0ad50588318b7c9eb3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 2 Apr 2020 11:11:03 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 23/23.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/23/23.txt b/23/23.txt index d86e2230..aaf57435 100644 --- a/23/23.txt +++ b/23/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 Lozanareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mandoa ny fahafolon'ny solila sy ny aneta ary ny komima anareo, fa anareo de tsy nankatoa ny ra tegna mavesa-danja ndrindra amin'ny lalàna, de ny rariny sy ny famindram-po ary finoana. Fa reo no tokony nataonareo ary tsy tokony navelanareo ho tsy vita ny raika hafa. Anareo ry mpitarika jamba, anareo ze manivana ny lalitra nefa miteligna rameva! \ No newline at end of file +\v 23 Lozanareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mandoa ny fahafolon'ny solila sy ny aneta ary ny komima anareo, fa anareo de tsy nankatoa ny ra tegna mavesa-danja ndrindra amin'ny lalàna, de ny rariny sy ny famindram-po ary finoana. Fa reo no tokony nataonareo ary tsy tokony navelanareo ho tsy vita ny raika hafa. \v 24 Anareo ry mpitarika jamba, anareo ze manivana ny lalitra nefa miteligna rameva! \ No newline at end of file