auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 06:25:06 +08:00 committed by root
parent 2ea3f43d96
commit 50a4df7f61
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Nony niditra tao amin'ny tempoly Jesosy de nagnatogna an'Azy ny leiben'ny mpisorona sy ny zokiola raha nampianatra Izy ary nitare hoe: "Faefana avy aiza ma no agnaovanao an'ireigny ra reigny, ary iza no nanome an'nao zany fahefana zany?" \v 24 Namaly Jesôsy ary nitare tamin-jareo hoe: "Hametrako fantanina raika iany kô nareo. Ra lazainareo Amina, de holazaiko aminareo ny fahefana anaovako an'reny ra reny.
\v 23 Nony niditra tao amin'ny tempoly Jesosy de nagnatogna an'Azy ny leiben'ny mpisorona sy ny zokiola raha nampianatra Izy ary nitare hoe: "Faefana avy aiza ma no agnaovanao an'ireigny ra reigny, ary iza no nagnome an'nao zany fahefana zany?" \v 24 Namaly Jesôsy ary nitare tamin-jareo hoe: "Hametrako fantanina raika iany kô nareo. Ra lazainareo Amina, de holazaiko aminareo ny fahefana anaovako an'reny ra reny.