auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 05:50:53 +08:00 committed by root
parent ec3fd008ff
commit 2ea3f43d96
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Nony nitsôfoka takao amin'ny tempoly Jesôsy de nagnatona Anazy ny leiben'ny mpisorona sy ny zokiôla ra nampianatra Izy ary nitare hoe: "FAhefana avy takaiza ma no anaovanao reny ra reny, ary iza no nanome an'nao zany fahefana zany?" \v 24 Namaly Jesôsy ary nitare tamin-jareo hoe: "Hametrako fantanina raika iany kô nareo. Ra lazainareo Amina, de holazaiko aminareo ny fahefana anaovako an'reny ra reny.
\v 23 Nony niditra tao amin'ny tempoly Jesosy de nagnatogna an'Azy ny leiben'ny mpisorona sy ny zokiola raha nampianatra Izy ary nitare hoe: "Faefana avy aiza ma no agnaovanao an'ireigny ra reigny, ary iza no nanome an'nao zany fahefana zany?" \v 24 Namaly Jesôsy ary nitare tamin-jareo hoe: "Hametrako fantanina raika iany kô nareo. Ra lazainareo Amina, de holazaiko aminareo ny fahefana anaovako an'reny ra reny.