auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-20 20:15:31 +03:00 committed by root
parent ceceecdbc5
commit 45c7d4f5fd
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De avy reo mpianatra ary niteny an'i Jesosy nagnano hoe: "Nagnino Anao no mikoragna am'reo vahôka amin'ny alalan'ny fagnoharana?" Namaly Jesosy ary niteny an-jareo hoe: "Anareo no namena tombony hafantatra reo zava-miafin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ho an-jareo de tsy namena an'zany. Satria n'iza n'iza managna, de ho betsaka kokoa aza no amena an'azy
De avy reo mpianatra ary niteny an'i Jesosy nagnano hoe: "Nagnino Anao no mikoragna am'reo vahôka amin'ny alalan'ny fagnoharana?" Namaly Jesosy ary niteny an-jareo hoe: "Anareo no namena tombony hafantatra reo zava-miafin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ho an-jareo de tsy namena an'zany. Satria n'iza n'iza managna, de ho betsaka kokoa aza no amena an'azy. Fa n'iza n'iza kosa tsy managna, na ze anagnany aza alàna amin'azy.

1
13/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Zany no antony hikoragnako amin-jareo amin'ny alalan'ny fagnoarana. Na de mijery aza zareo, de tsy mahita; ary na de mi