diff --git a/13/10.txt b/13/10.txt index 6ec4f244..d90186ca 100644 --- a/13/10.txt +++ b/13/10.txt @@ -1 +1 @@ -De avy reo mpianatra ary niteny an'i Jesosy nagnano hoe: "Nagnino Anao no mikoragna am'reo vahôka amin'ny alalan'ny fagnoharana?" Namaly Jesosy ary niteny an-jareo hoe: "Anareo no namena tombony hafantatra reo zava-miafin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ho an-jareo de tsy namena an'zany. Satria n'iza n'iza managna, de ho betsaka kokoa aza no amena an'azy \ No newline at end of file +De avy reo mpianatra ary niteny an'i Jesosy nagnano hoe: "Nagnino Anao no mikoragna am'reo vahôka amin'ny alalan'ny fagnoharana?" Namaly Jesosy ary niteny an-jareo hoe: "Anareo no namena tombony hafantatra reo zava-miafin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ho an-jareo de tsy namena an'zany. Satria n'iza n'iza managna, de ho betsaka kokoa aza no amena an'azy. Fa n'iza n'iza kosa tsy managna, na ze anagnany aza alàna amin'azy. \ No newline at end of file diff --git a/13/13.txt b/13/13.txt new file mode 100644 index 00000000..67bf59cb --- /dev/null +++ b/13/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +Zany no antony hikoragnako amin-jareo amin'ny alalan'ny fagnoarana. Na de mijery aza zareo, de tsy mahita; ary na de mi \ No newline at end of file