auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-11 05:31:32 +08:00 committed by root
parent 06da708e0f
commit 44db954ca8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Reo mpianatra nitare tamin'i Jesosy hoe: "Rafa zany no toetran'ny leila amin'ny vadiny, de tsy tsara ny manambady." Fa Jesosy nitareo tamin'reo hoe: "Tsy ny ola daoly no afaka magnaiky zany fampiagnarana zany, fa reo ze navela hagnaiky zany iany. Fa misy reo ionoka ze efa otran'zany hatrany an-kibon-drnin'jareo, ary misy reo ionoka ze nataon'olombelona, ary misy reo ionoka ze magnano ny tenan'jareo ho ionoka nony fanjakan'ny lanitra. Izy ze afaka mandray zany fampiagnarana zany, oka izy handray izany."
\v 10 Reo mpianatra nitare tamin'i Jesosy hoe: "Rafa zany no toetran'ny leila amin'ny vadiny, de tsy tsara ny manambady." \v 11 Fa Jesosy nitareo tamin'reo hoe: "Tsy ny ôla daôly no afaka magneky zany fampegnarana zany, fa reo ze navela hagneky zany iany. \v 12 Fa misy reo ionoka ze efa otran'zany hatrany an-kibon-drnin'jareo, ary misy reo ionoka ze nataon'olombelona, ary misy reo ionoka ze magnano ny tenan'jareo ho ionoka nony fanjakan'ny lanitra. Izy ze afaka mandray zany fampiagnarana zany, oka izy handray izany."