From 44db954ca8be69ae895045a77a837baaabd568e7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Mon, 11 Nov 2019 05:31:32 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 19/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/19/10.txt b/19/10.txt index 4af40d94..c18a5fc8 100644 --- a/19/10.txt +++ b/19/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Reo mpianatra nitare tamin'i Jesosy hoe: "Rafa zany no toetran'ny leila amin'ny vadiny, de tsy tsara ny manambady." Fa Jesosy nitareo tamin'reo hoe: "Tsy ny ola daoly no afaka magnaiky zany fampiagnarana zany, fa reo ze navela hagnaiky zany iany. Fa misy reo ionoka ze efa otran'zany hatrany an-kibon-drnin'jareo, ary misy reo ionoka ze nataon'olombelona, ary misy reo ionoka ze magnano ny tenan'jareo ho ionoka nony fanjakan'ny lanitra. Izy ze afaka mandray zany fampiagnarana zany, oka izy handray izany." \ No newline at end of file +\v 10 Reo mpianatra nitare tamin'i Jesosy hoe: "Rafa zany no toetran'ny leila amin'ny vadiny, de tsy tsara ny manambady." \v 11 Fa Jesosy nitareo tamin'reo hoe: "Tsy ny ôla daôly no afaka magneky zany fampegnarana zany, fa reo ze navela hagneky zany iany. \v 12 Fa misy reo ionoka ze efa otran'zany hatrany an-kibon-drnin'jareo, ary misy reo ionoka ze nataon'olombelona, ary misy reo ionoka ze magnano ny tenan'jareo ho ionoka nony fanjakan'ny lanitra. Izy ze afaka mandray zany fampiagnarana zany, oka izy handray izany." \ No newline at end of file