auto save
This commit is contained in:
parent
aebe127a03
commit
43d92b9d75
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Noho zany, raha mitare an'nareo zareo hoe: 'indro, aigny an-efitra izy," de aza mankaigny agn'efi
|
||||
Noho zany, raha mitare an'nareo zareo hoe: 'indro, aigny agn-efitra izy," de aza mankaigny agn'efitra. Na hoe 'indro, aigny agnaty efitragno izy' de aza mino an'zany. Fa ôtran'ny varatra ze mitselatra avy aigny antsinanana ka mazava hatraigny andrefana, de salan'zany ny fevin'ny Zanak'Ôla. N'aiza n'aiza misy biby maty, de aigny no hiangonan'ny voltora.
|
Loading…
Reference in New Issue