diff --git a/24/26.txt b/24/26.txt index b3f99157..d87bd4b6 100644 --- a/24/26.txt +++ b/24/26.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany, raha mitare an'nareo zareo hoe: 'indro, aigny an-efitra izy," de aza mankaigny agn'efi \ No newline at end of file +Noho zany, raha mitare an'nareo zareo hoe: 'indro, aigny agn-efitra izy," de aza mankaigny agn'efitra. Na hoe 'indro, aigny agnaty efitragno izy' de aza mino an'zany. Fa ôtran'ny varatra ze mitselatra avy aigny antsinanana ka mazava hatraigny andrefana, de salan'zany ny fevin'ny Zanak'Ôla. N'aiza n'aiza misy biby maty, de aigny no hiangonan'ny voltora. \ No newline at end of file diff --git a/24/29.txt b/24/29.txt new file mode 100644 index 00000000..83c32faa --- /dev/null +++ b/24/29.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ary raha vô afaka ny fahorena am'reo andro reo de ho maizigna ny masoandro, tsy hagnome ny hazavagny ny volana, hilatsaka avy aigny an-dagnitra ny kintana, \ No newline at end of file