auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-05 10:31:38 +03:00 committed by root
parent 23f20ffb11
commit 412e74cb45
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Ka ho atolotr'zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho voniny. Ho halan'ny firenena daôly anareo nohon'ny agnarako. Ary betsaka ny ho tafitôna, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. Mpaminagny sandoka betsaka no hitsangana ka hamitaka ôla betsaka.
\v 9 Ka ho atolotr'zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho voniny. Ho halan'ny firenena daôly anareo nohon'ny agnarako. \v 10 Ary betsaka ny ho tafitôna, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. \v 11 Mpaminagny sandoka betsaka no hitsangana ka hamitaka ôla betsaka.

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, raha matazagna ny favetavetagn'ny fandravana anareo, ze nolazain'i Daniela mpaminagny, de hitsangana akeo amin'ny tôrana Masina anareo" (ôka ny mpamaky hatakatra), "Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety, ôka ze akao an-tampon'ny tragno tsy hidigna hiaka ra avy akao an-tragnony, ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverigna hiaka ny lambany.
\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Noho zany, raha matazagna ny favetavetagn'ny fandravana anareo, ze nolazain'i Daniela mpaminagny, de hitsangana akeo amin'ny tôrana Masina anareo" (ôka ny mpamaky hatakatra), "Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety, ôka ze akao an-tampon'ny tragno tsy hidigna hiaka ra avy akao an-tragnony, ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverigna hiaka ny lambany.