diff --git a/24/09.txt b/24/09.txt index 2d010b9b..aa830a62 100644 --- a/24/09.txt +++ b/24/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Ka ho atolotr'zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho voniny. Ho halan'ny firenena daôly anareo nohon'ny agnarako. Ary betsaka ny ho tafitôna, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. Mpaminagny sandoka betsaka no hitsangana ka hamitaka ôla betsaka. \ No newline at end of file +\v 9 Ka ho atolotr'zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho voniny. Ho halan'ny firenena daôly anareo nohon'ny agnarako. \v 10 Ary betsaka ny ho tafitôna, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. \v 11 Mpaminagny sandoka betsaka no hitsangana ka hamitaka ôla betsaka. \ No newline at end of file diff --git a/24/15.txt b/24/15.txt index 2c2addb2..2590a61d 100644 --- a/24/15.txt +++ b/24/15.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany, raha matazagna ny favetavetagn'ny fandravana anareo, ze nolazain'i Daniela mpaminagny, de hitsangana akeo amin'ny tôrana Masina anareo" (ôka ny mpamaky hatakatra), "Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety, ôka ze akao an-tampon'ny tragno tsy hidigna hiaka ra avy akao an-tragnony, ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverigna hiaka ny lambany. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Noho zany, raha matazagna ny favetavetagn'ny fandravana anareo, ze nolazain'i Daniela mpaminagny, de hitsangana akeo amin'ny tôrana Masina anareo" (ôka ny mpamaky hatakatra), "Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety, ôka ze akao an-tampon'ny tragno tsy hidigna hiaka ra avy akao an-tragnony, ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverigna hiaka ny lambany. \ No newline at end of file