auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 06:05:36 +08:00 committed by root
parent f08a8f4ba7
commit 3fc82d9748
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Avy akeo Jesosy de nibaiko an'ireo vahôka mba hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno roey. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisôtra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny an'ireo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome izany an'ireo vahôka. \v 20 Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo . \v 21 Teo amin'ny dimy arivo lahy teo reo nihinana akôtran'reo zaza amim-bevavy.
\v 19 Avy akeo Jesosy de nibaiko an'ireo vahôka mba hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno roey. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisôtra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny an'ireo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome izany an'ireo vahôka. \v 20 Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo sobika. \v 21 Teo amin'ny dimy arivo lahy teo reo nihinana akôtran'reo zaza amim-bevavy.