From 3fc82d97485759801da59c470576d326eef21dcb Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Tue, 24 Mar 2020 06:05:36 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 14/19.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/19.txt b/14/19.txt index e405a08e..5be5c856 100644 --- a/14/19.txt +++ b/14/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Avy akeo Jesosy de nibaiko an'ireo vahôka mba hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno roey. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisôtra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny an'ireo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome izany an'ireo vahôka. \v 20 Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo . \v 21 Teo amin'ny dimy arivo lahy teo reo nihinana akôtran'reo zaza amim-bevavy. \ No newline at end of file +\v 19 Avy akeo Jesosy de nibaiko an'ireo vahôka mba hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno roey. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisôtra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny an'ireo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome izany an'ireo vahôka. \v 20 Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo sobika. \v 21 Teo amin'ny dimy arivo lahy teo reo nihinana akôtran'reo zaza amim-bevavy. \ No newline at end of file