auto save
This commit is contained in:
parent
015461aa58
commit
3ea9b9af44
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 17 Tamin'ny andro vôlôn'ny mofo tsisy lalivay de nagnatogna an'i Jesosy reo mpianatra ka nitare hoe: "Aiza no tegnao hagnomagnanay ho anao hinanana ny sakafon'ny paska?" \v 18 Namaly Izy hoe: "Midira akao an-tanàna misy leila raika ary lazao izy hoe: 'Ozy ny Mpampianatra hoe: "Efa ankeky ny fotôgnako. Akato an-tranonao Za no hagnano ny paska miaraka amin'reo mpianatro." \v 19 Natôgn'reo mpianatra araka ze nandidin'i Jesosy zany, ary nagnomana ny sakafon'ny paska izy reo.
|
\v 17 Tamin'ny andro vôlôn'ny mofo tsisy lalivay de nagnatogna an'i Jesosy reo mpianatra ka nitare hoe: "Aiza no tegnao hagnomagnanay ho anao hinanana ny sakafon'ny paska?" \v 18 Namaly Izy hoe: "Midira akao an-tanàna misy leila raika ary lazao izy hoe: 'Ozy ny Mpampianatra hoe: "Efa ankeky ny fotôgnako. Akato an-tranonao Za no hagnano ny paska miaraka amireo mpianatro." \v 19 Natôgn'reo mpianatra araka ze nandidin'i Jesosy zany, ary nagnomana ny sakafon'ny paska izy reo.
|
Loading…
Reference in New Issue