From 3ea9b9af44b4a719c655008d90ba32470f7e8560 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Tue, 24 Mar 2020 12:56:55 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 26/17.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/26/17.txt b/26/17.txt index dbb53d23..ffcf87df 100644 --- a/26/17.txt +++ b/26/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 Tamin'ny andro vôlôn'ny mofo tsisy lalivay de nagnatogna an'i Jesosy reo mpianatra ka nitare hoe: "Aiza no tegnao hagnomagnanay ho anao hinanana ny sakafon'ny paska?" \v 18 Namaly Izy hoe: "Midira akao an-tanàna misy leila raika ary lazao izy hoe: 'Ozy ny Mpampianatra hoe: "Efa ankeky ny fotôgnako. Akato an-tranonao Za no hagnano ny paska miaraka amin'reo mpianatro." \v 19 Natôgn'reo mpianatra araka ze nandidin'i Jesosy zany, ary nagnomana ny sakafon'ny paska izy reo. \ No newline at end of file +\v 17 Tamin'ny andro vôlôn'ny mofo tsisy lalivay de nagnatogna an'i Jesosy reo mpianatra ka nitare hoe: "Aiza no tegnao hagnomagnanay ho anao hinanana ny sakafon'ny paska?" \v 18 Namaly Izy hoe: "Midira akao an-tanàna misy leila raika ary lazao izy hoe: 'Ozy ny Mpampianatra hoe: "Efa ankeky ny fotôgnako. Akato an-tranonao Za no hagnano ny paska miaraka amireo mpianatro." \v 19 Natôgn'reo mpianatra araka ze nandidin'i Jesosy zany, ary nagnomana ny sakafon'ny paska izy reo. \ No newline at end of file