auto save
This commit is contained in:
parent
183476020d
commit
3520b92289
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 31 Avekeo Jesosy de nilaza fagnoharana raika hafa tamin-jareo. Ozy hoe: "Ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny vôtsinampy ze nalain'ny leila raika ary nafafiny takeo amin'ny tanimboliny. \v 32 Io voa io no voa tegna kitika ndrindra amin'ny voa daôly. Fa rafa maniry zany, de geda noho reo zava-maniry akao amin'ny tanimboly. Lasa hazo zany, mbô iaven'reo vorogna amin'ny habakabaka ary hagnano ny akanin-jareo akeo amin'ny rantsagny."
|
||||
\v 31 Avekeo Jesosy de nilaza fagnoharana raika hafa tamin-jareo. Ozy hoe: "Ny fanjakan'ny lagnitra de ôtran'ny vôtsinampy ze nalain'ny leila raika ary nafafiny takeo amin'ny tanimboliny. \v 32 Io voa io no voa tegna kitika ndrindra amin'ny voa daôly. Fa rafa maniry zany, de geda noho reo zava-maniry akao amin'ny tanimboly. Lasa hazo zany, mbô iaven'reo vorogna amin'ny habakabaka ary hagnano ny akanin-jareo akeo amin'ny rantsagny."
|
Loading…
Reference in New Issue