From 3520b92289dc82825459d9cc9647a7c73a768a55 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Mon, 11 May 2020 18:01:23 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 13/31.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/31.txt b/13/31.txt index ddc41b44..2606edd9 100644 --- a/13/31.txt +++ b/13/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 Avekeo Jesosy de nilaza fagnoharana raika hafa tamin-jareo. Ozy hoe: "Ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny vôtsinampy ze nalain'ny leila raika ary nafafiny takeo amin'ny tanimboliny. \v 32 Io voa io no voa tegna kitika ndrindra amin'ny voa daôly. Fa rafa maniry zany, de geda noho reo zava-maniry akao amin'ny tanimboly. Lasa hazo zany, mbô iaven'reo vorogna amin'ny habakabaka ary hagnano ny akanin-jareo akeo amin'ny rantsagny." \ No newline at end of file +\v 31 Avekeo Jesosy de nilaza fagnoharana raika hafa tamin-jareo. Ozy hoe: "Ny fanjakan'ny lagnitra de ôtran'ny vôtsinampy ze nalain'ny leila raika ary nafafiny takeo amin'ny tanimboliny. \v 32 Io voa io no voa tegna kitika ndrindra amin'ny voa daôly. Fa rafa maniry zany, de geda noho reo zava-maniry akao amin'ny tanimboly. Lasa hazo zany, mbô iaven'reo vorogna amin'ny habakabaka ary hagnano ny akanin-jareo akeo amin'ny rantsagny." \ No newline at end of file