auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-11 05:31:32 +08:00 committed by root
parent adea87f7b0
commit 2dd7b0e38e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 9 Ozy zareo taminy hoe; "Naona zany Mosesy no mandidy anay hagnome taratasy fagnamarignam-pisaragna ary avy akeo hampody an'azy?" Ozy Izy tamin'reo hoe: "Fa ny hamafisam-pognareo no namelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny volony de tsy zany no fomba. Lazaiko anareo, na iza na iza misaraka amin'ny vadiny, afa-tay nony fijangajangana, ka manambady hafa, de manitsakitsa-bady; ary ny leila manambady vevavy ze efa nisara-bady de mijangajanga."
\v 7 Ozy zareo taminy hoe; "Naôgna zany Mosesy no mandidy anay hagnome taratasy fagnamarignam-pisaragna ary avy akeo hampody an'azy?" \v 8 Ozy Izy tamin'reo hoe: "Fa ny hamafisam-pognareo no namelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny volony de tsy zany no fomba. \v 9 Lazaiko anareo, na iza na iza misaraka amin'ny vadiny, afa-tay nony fijangajangana, ka manambady hafa, de manitsakitsa-bady; ary ny leila manambady vevavy ze efa nisara-bady de mijangajanga."