diff --git a/19/07.txt b/19/07.txt index 7b065c1a..3e985c28 100644 --- a/19/07.txt +++ b/19/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 Ozy zareo taminy hoe; "Naona zany Mosesy no mandidy anay hagnome taratasy fagnamarignam-pisaragna ary avy akeo hampody an'azy?" Ozy Izy tamin'reo hoe: "Fa ny hamafisam-pognareo no namelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny volony de tsy zany no fomba. Lazaiko anareo, na iza na iza misaraka amin'ny vadiny, afa-tay nony fijangajangana, ka manambady hafa, de manitsakitsa-bady; ary ny leila manambady vevavy ze efa nisara-bady de mijangajanga." \ No newline at end of file +\v 7 Ozy zareo taminy hoe; "NaƓgna zany Mosesy no mandidy anay hagnome taratasy fagnamarignam-pisaragna ary avy akeo hampody an'azy?" \v 8 Ozy Izy tamin'reo hoe: "Fa ny hamafisam-pognareo no namelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny volony de tsy zany no fomba. \v 9 Lazaiko anareo, na iza na iza misaraka amin'ny vadiny, afa-tay nony fijangajangana, ka manambady hafa, de manitsakitsa-bady; ary ny leila manambady vevavy ze efa nisara-bady de mijangajanga." \ No newline at end of file