auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-14 18:50:35 +03:00 committed by root
parent 6e9f6c49e6
commit 2596127481
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Mbôla nivôka ndre izy teo ho eo amin'ny ora fahaenina ary kô tamin'ny ora fahasivy, ary nagnano ôtran'zany fôna. \v 6 Tamin'ny ora faharaikambefolo de nivôka ndraika kô izy ary natazagna mpiasa hafa nitsangatsangana. Ozy izy tamin'jareo hoe: "Magnino anareo no mitsangana aketo magnalin'andro?" \v 7 Ozy zareo taminazy hoe: "Tsisy ôla magnarama zay." Ozy tamin'jareo hoe:" Anareo kô mandiana aigny amin'ny tanim-boaloboka."
\v 5 Mbôla nivôka ndre izy teo ho eo amin'ny ora fahaenina ary kô tamin'ny ora fahasivy, ary nagnano ôtran'zany fôgna. \v 6 Tamin'ny ora faharaikambefolo de nivôka ndraika kô izy ary natazagna mpiasa hafa nitsangatsangana. Ozy izy tamin'jareo hoe: "Magnino anareo no mitsangana aketo magnalin'andro?" \v 7 Ozy zareo taminazy hoe: "Tsisy ôla magnarama zay." Ozy tamin'jareo hoe:" Anareo kô mandiana aigny amin'ny tanim-boaloboka."