auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-14 18:46:12 +03:00 committed by root
parent 1b55cb2ef9
commit 6e9f6c49e6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Mbôla nivôka ndre izy takeo amin'ny ora fahaenina ary kô tamin'ny ora fahasivy, ary nagnano ôtran'zany fôna. Tamin'ny ora faharaikambefolo de nivôka ndraika kô izy ary natazagna mpiasa hafa nitsangatsangana. Ozy izy tamin'jareo hoe: "Magnino anareo no mitsangana aketo magnalin'andro?" Ozy zareo taminazy hoe: "Tsisy ôla magnarama zay." Ozy tamin'jareo hoe:" Anareo kô mandiana aigny amin'ny tanim-boaloboka."
\v 5 Mbôla nivôka ndre izy teo ho eo amin'ny ora fahaenina ary kô tamin'ny ora fahasivy, ary nagnano ôtran'zany fôna. \v 6 Tamin'ny ora faharaikambefolo de nivôka ndraika kô izy ary natazagna mpiasa hafa nitsangatsangana. Ozy izy tamin'jareo hoe: "Magnino anareo no mitsangana aketo magnalin'andro?" \v 7 Ozy zareo taminazy hoe: "Tsisy ôla magnarama zay." Ozy tamin'jareo hoe:" Anareo kô mandiana aigny amin'ny tanim-boaloboka."