auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 17:12:36 +03:00 committed by root
parent 74e0e8bdfb
commit 1b897336c8
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo de hibôgna aigny amin'ny lagnitra ny famantaran'ny Zanak'Ôla, ary ny foko daôly ambonin'ny tany hisaona. Hatazagna ny Zanak'Ôla tonga amin'ny rôndron'ny lagnitramiaraka amin'ny hery sy voninatra gedabe Zareo. Handefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feo trompetra mafy, ary hanangona ny ôlom-bôfidiy avy aigny amin'ny vazan-tany efatra
Avy akeo de hibôgna aigny amin'ny lagnitra ny famantaran'ny Zanak'Ôla, ary ny foko daôly ambonin'ny tany hisaona. Hatazagna ny Zanak'Ôla tonga amin'ny rôndron'ny lagnitramiaraka amin'ny hery sy voninatra gedabe Zareo. Handefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feo trompetra mafy, ary hanangona ny ôlom-bôfidiy avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny faravodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa.

1
24/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Menara ny lesona avy amin'ny aviavy. Raha vantany vô matoy ny sampana ary mamôka ny ravygny, de fantatrareo fa manankeky ny favaratra. Ôtran'zany iany kô, raha matazagna an'zany ra daôly zany anareo, de tokony ho fantatrareo f'efa ankeky Izy, akeo am'reo vavady mitsy.

1
24/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Taraviko marina aminareo, fa tsy ho lany ty taranaka ty mandra-p