diff --git a/24/30.txt b/24/30.txt index 12e3fb33..7523077a 100644 --- a/24/30.txt +++ b/24/30.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo de hibôgna aigny amin'ny lagnitra ny famantaran'ny Zanak'Ôla, ary ny foko daôly ambonin'ny tany hisaona. Hatazagna ny Zanak'Ôla tonga amin'ny rôndron'ny lagnitramiaraka amin'ny hery sy voninatra gedabe Zareo. Handefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feo trompetra mafy, ary hanangona ny ôlom-bôfidiy avy aigny amin'ny vazan-tany efatra \ No newline at end of file +Avy akeo de hibôgna aigny amin'ny lagnitra ny famantaran'ny Zanak'Ôla, ary ny foko daôly ambonin'ny tany hisaona. Hatazagna ny Zanak'Ôla tonga amin'ny rôndron'ny lagnitramiaraka amin'ny hery sy voninatra gedabe Zareo. Handefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feo trompetra mafy, ary hanangona ny ôlom-bôfidiy avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny faravodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa. \ No newline at end of file diff --git a/24/32.txt b/24/32.txt new file mode 100644 index 00000000..dc1c9cf4 --- /dev/null +++ b/24/32.txt @@ -0,0 +1 @@ +Menara ny lesona avy amin'ny aviavy. Raha vantany vô matoy ny sampana ary mamôka ny ravygny, de fantatrareo fa manankeky ny favaratra. Ôtran'zany iany kô, raha matazagna an'zany ra daôly zany anareo, de tokony ho fantatrareo f'efa ankeky Izy, akeo am'reo vavady mitsy. \ No newline at end of file diff --git a/24/34.txt b/24/34.txt new file mode 100644 index 00000000..2d6a464b --- /dev/null +++ b/24/34.txt @@ -0,0 +1 @@ +Taraviko marina aminareo, fa tsy ho lany ty taranaka ty mandra-p \ No newline at end of file