auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-05 15:21:08 +08:00 committed by root
parent f01b2729fc
commit 1403b3c804
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Jesosy nijoro takeo anatrehan'ny governora, ary ny governora nagnontany Azy hoe: "Ianao ma no mpanjakan'reo Jiosy" Jesosy namaly azy hoe: "Voalazanoa" Fa rafa nampangain'reo leiben'ny mpisorona sy reo loholona Izy, de tsy namaly na ino na ino De niteny taminy Pilato hoe: "Tsy renao ma ny fiampangana rehetra atao amignao Fa tsy namaly na de tegny raika aza Izy, gaga tanteraka nony zany ny governo
Ary Jesosy nijoro takeo anatrehan'ny governora, ary ny governora nagnontany Azy hoe: "Ianao ma no mpanjakan'reo Jiosy" Jesosy namaly azy hoe: "Voalazanoa" Fa rafa nampangain'reo leiben'ny mpisorona sy reo loholona Izy, de tsy namaly na ino na ino De niteny taminy Pilato hoe: "Tsy renao ma ny fiampangana rehetra atao amignao Fa tsy namaly na de tegny raika aza Izy, gaga tanteraka nony zany ny governora