diff --git a/27/11.txt b/27/11.txt index 1767e19b..3a8d6bfa 100644 --- a/27/11.txt +++ b/27/11.txt @@ -1 +1 @@ -Ary Jesosy nijoro takeo anatrehan'ny governora, ary ny governora nagnontany Azy hoe: "Ianao ma no mpanjakan'reo Jiosy" Jesosy namaly azy hoe: "Voalazanoa" Fa rafa nampangain'reo leiben'ny mpisorona sy reo loholona Izy, de tsy namaly na ino na ino De niteny taminy Pilato hoe: "Tsy renao ma ny fiampangana rehetra atao amignao Fa tsy namaly na de tegny raika aza Izy, gaga tanteraka nony zany ny governo \ No newline at end of file +Ary Jesosy nijoro takeo anatrehan'ny governora, ary ny governora nagnontany Azy hoe: "Ianao ma no mpanjakan'reo Jiosy" Jesosy namaly azy hoe: "Voalazanoa" Fa rafa nampangain'reo leiben'ny mpisorona sy reo loholona Izy, de tsy namaly na ino na ino De niteny taminy Pilato hoe: "Tsy renao ma ny fiampangana rehetra atao amignao Fa tsy namaly na de tegny raika aza Izy, gaga tanteraka nony zany ny governora \ No newline at end of file