auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 11:44:47 +08:00 committed by root
parent 1a279bd5d6
commit 09945039de
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Ary rafa tazagn'i Jesôsy ireo vahôka nagnodidigna an'Azy, de nagnome toromarika mba hialana ho aigny ampitan'ny ranomasina Galilia Izy.\v 19 Avy akeo ny mpanora-dalàgna raika nagnatogna an'Azy ary nitare hoe: "Ry mpampianatra, hagnaraka Anao zà na aiza na aiza andeananao."\v 20 Ozy Jesôsy tamin'azy hoe: "Ny amboahaolo manan-davaka,ary reo vôron'ny lagnitra magnana akagny,fa ny Zanak'Öla tsy magnana na aiza na aiza ampadreny ny lôany."
\v 18 Ary rafa tazagn'i Jesôsy ireo vahôka nagnodidigna an'Azy, de nagnome toromarika mba hialana ho aigny ampitan'ny ranomasina Galilia Izy.\v 19 Avy akeo ny mpanora-dalàgna raika nagnatogna an'Azy ary nitare hoe: "Ry mpampianatra, hagnaraka Anao zà na aiza na aiza andeananao."\v 20 Ozy Jesôsy tamin'azy hoe: "Ny amboahaolo manan-davaka,ary reo voron'ny lagnitra managna akagny,fa ny Zanak'Öla tsy magnana na aiza na aiza ampadreny ny lôany."