diff --git a/08/18.txt b/08/18.txt index e573f7af..e1c6e00a 100644 --- a/08/18.txt +++ b/08/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 Ary rafa tazagn'i Jesôsy ireo vahôka nagnodidigna an'Azy, de nagnome toromarika mba hialana ho aigny ampitan'ny ranomasina Galilia Izy.\v 19 Avy akeo ny mpanora-dalàgna raika nagnatogna an'Azy ary nitare hoe: "Ry mpampianatra, hagnaraka Anao zà na aiza na aiza andeananao."\v 20 Ozy Jesôsy tamin'azy hoe: "Ny amboahaolo manan-davaka,ary reo vôron'ny lagnitra magnana akagny,fa ny Zanak'Öla tsy magnana na aiza na aiza ampadreny ny lôany." \ No newline at end of file +\v 18 Ary rafa tazagn'i Jesôsy ireo vahôka nagnodidigna an'Azy, de nagnome toromarika mba hialana ho aigny ampitan'ny ranomasina Galilia Izy.\v 19 Avy akeo ny mpanora-dalàgna raika nagnatogna an'Azy ary nitare hoe: "Ry mpampianatra, hagnaraka Anao zà na aiza na aiza andeananao."\v 20 Ozy Jesôsy tamin'azy hoe: "Ny amboahaolo manan-davaka,ary reo voron'ny lagnitra managna akagny,fa ny Zanak'Öla tsy magnana na aiza na aiza ampadreny ny lôany." \ No newline at end of file