plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/32.txt

1 line
285 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-17 11:42:50 +00:00
\v 32 Avy teo nagnantso an'azy ny tompon'io mpiasa io, ary nitare an'azy hoe: 'Anao ry mpiasa ratsy fagna, namela ny trosa daôly taminao za satria anao nitalaho tamina. \v 33 Tsy tokony hanagna famindram-po amin'ny mpiara-miasa aminao ma anao, sala'ny nanagnako famindram-po taminao?'