2019-12-17 11:42:50 +00:00
|
|
|
\v 32 Avy teo nagnantso an'azy ny tompon'io mpiasa io, ary nitare an'azy hoe: 'Anao ry mpiasa ratsy fagna, namela ny trosa daôly taminao za satria anao nengavy tamina. \v 33 Tsy tokony hagnana famindram-po amin'ny mpiara-miasa aminao va anao, ôtran'ny nanagnako famindram-po taminao?'
|