plt-x-sihanaka_mat_text_reg/01/18.txt

1 line
360 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-17 01:16:38 +00:00
\v 18 Ôtran'zao no nitrangan'ny fahaterahan'i Jesosy Kristy. Ny reniny, Maria, de efa natokana hanambady an'i Josefa, saingy talôn'ny nerahan-jareo, de tazagna fa nitoe-jaza avy tamin'ny Fanahy Masina.\v 19 Josefa, vadiny, de leila marina, no sady tsy te hanala baraka an'azy ampabemaso. Ka nanapa-kevitra izy ny hamarana mangingina ny fifanekeny tamin'azy.