auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 09:16:38 +08:00 committed by root
parent e02f3b9cd0
commit 510144d85e
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Ôtran'zao no nitrangan'ny fahaterahan'i Jesosy Kristy. Ny reniny, Maria, de efa natokana hanambady an'i Josefa, saingy talôn'ny nerahan-jareo, de tazagna fa nitoe-jaza avy tamin'ny Fanahy Masina.\v 19 Josefa, vadiny, de leila marina, no sady tsy te hanala baraka anazy ampabemaso. Ka nanapa-kevitra izy ny hamarana mangingina ny fifanekeny taminazy.
\v 18 Ôtran'zao no nitrangan'ny fahaterahan'i Jesosy Kristy. Ny reniny, Maria, de efa natokana hanambady an'i Josefa, saingy talôn'ny nerahan-jareo, de tazagna fa nitoe-jaza avy tamin'ny Fanahy Masina.\v 19 Josefa, vadiny, de leila marina, no sady tsy te hanala baraka an'azy ampabemaso. Ka nanapa-kevitra izy ny hamarana mangingina ny fifanekeny tamin'azy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Ary raha mbôla izy nieritreritra mikasika reo ra reo igny, de nibôgna taminazy tamin'ny nofy ny anjelin'ny Tompo, magnano hoe: "Josefa, zanaa lain'i Davida, aza matatra ny hanam-bady an'i Maria ho vadinao, satria ilay raika ze notorotoronina akao agnatiny de ny Fanahy Masina no nampitôtra anazy.\v 21 Hiteraka zaza lahy izy, ary enao hiantso ny anarany hoe: Jesôsy,fa IZy no hamonjy ny olony hiala amin'ny fahotan- jareo."
\v 20 Ary raha mbôla izy nieritreritra mikasika reo ra reo igny, de nibôgna tamin'azy tamin'ny nofy ny anjelin'ny Tompo, magnano hoe: "Josefa, zanaa lain'i Davida, aza matatra ny hanam-bady an'i Maria ho vadinao, satria ilay raika ze notorotoronina akao agnatiny de ny Fanahy Masina no nampitôtra anazy.\v 21 Hiteraka zaza lahy izy, ary enao hiantso ny anarany hoe: Jesôsy,fa IZy no hamonjy ny olony hiala amin'ny fahotan- jareo."