plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/23.txt

1 line
435 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-17 11:31:09 +00:00
\v 23 Noho zany ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny mpanjaka raika ze te hifandamina ara-bola miaraka am'reo mpiasany. \v 24 Raha vô nanomboka ny fandaminana izy, de nisy mpiasa raika ndesina takeo amin'ze nanagnany talenta iray alina. \v 25 Nefa satria tsy nanagna fomba handoavana an'zany izy , de nandidy ny hamarotana an'azy ny tompony, miaraka amin'ny vadiny sy reo zanagny ary ze hanagnany daôly, ka ho vita ny fandoavan-trosa.