auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 19:31:09 +08:00 committed by root
parent 903a5b3475
commit 3b49a947ad
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Noho zany ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny mpanjaka raika ze te hifandamina ara-bola miaraka am'reo mpiasany. \v 24 Raha vô nanomboka ny fandaminana izy, de nisy mpiasa raika ndesina takeo amin'ze nanagnany talenta ray alina. \v 25 Nefa satria tsy nanagna fomba handoavana an'zany izy , de nandidy ny hamarotana an'azy ny tompony, miaraka amin'ny vadiny sy reo zanagny ary ze hanagnany daôly, ka ho vita ny fandoavan-trosa.
\v 23 Noho zany ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny mpanjaka raika ze te hifandamina ara-bola miaraka am'reo mpiasany. \v 24 Raha vô nanomboka ny fandaminana izy, de nisy mpiasa raika ndesina takeo amin'ze nanagnany talenta iray alina. \v 25 Nefa satria tsy nanagna fomba handoavana an'zany izy , de nandidy ny hamarotana an'azy ny tompony, miaraka amin'ny vadiny sy reo zanagny ary ze hanagnany daôly, ka ho vita ny fandoavan-trosa.