plt-x-sihanaka_mat_text_reg/10/26.txt

1 line
275 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-03 15:20:00 +00:00
\v 26 Noho zany aza matatra an'jareo, fa tsy hisy takona ze tsy hibôna, ary zava-miafina ze tsy ho fantatra. \v 27 Ze lazaiko an'nareo akao amin'ny maizina, de tineno amin'ny andro mazava, ary ze bitsibitsika regninareo amin'ny sofinareo, de torio aigny ambony tafon-tragno.