\v 26 Noho zany aza matatra an'jareo, fa tsy hisy takona ze tsy hibĂ´na, ary zava-miafina ze tsy ho fantatra. \v 27 Ze lazaiko an'nareo akao amin'ny maizina, de tineno amin'ny andro mazava, ary ze bitsibitsika regninareo amin'ny sofinareo, de torio aigny ambony tafon-tragno.