auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-17 18:20:23 +03:00 committed by root
parent 31f1f7991e
commit dd586b2a66
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Jesosy nitodika taigny am'le vevavy ka nitare tamin'i Simona hoe: "Tazagnao io vevavy io. Niditra tato an-tragnonao Za. Tsy nagnome rano hanasagna ny tongotro anao, fa izy nandena reo tongotro tamin'ny ranomasony ary namafa an'azy tamin'ny
Ary Jesosy nitodika taigny am'le vevavy ka nitare tamin'i Simona hoe: "Tazagnao io vevavy io. Niditra tato an-tragnonao Za. Tsy nagnome rano hanasagna ny tongotro anao, fa izy nandena reo tongotro tamin'ny ranomasony ary namafa an'azy tamin'ny volon-dôny. Tsy nagnoroka Anà anao, fa hatram'ze nidirako tato de tsy nitsahatra nagnoroka ny tongotro izy.

1
07/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tsy nosoranao diloilo ny lôhako, fa izy nagnosotra ny tongotro tamin'ny menaka magnitra. Noho zany de milaza aminao Za fa, reo fahotany, ze betsaka, de vôvela - satria izy be fitiavana. Fa ze navela kely, de te kely."