auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-17 18:20:23 +03:00 committed by root
parent 52ba5ab3ea
commit 31f1f7991e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Jesosy nitare hoe: "Nisy mpampindram-bola manana mpitrosa rôla. Ny raika de tokony andô diman-jato denaria, ny raika dimampolo. Rafa tsy afaka nagnefa an'zany tamin'azy zareo, de samy navelany izy rôla. Noho zany, iza amin'izy rôla ma no ho tia an'Azy kokoa?" Simona namaly an'Azy ka nitare
Jesosy nitare hoe: "Nisy mpampindram-bola manana mpitrosa rôla. Ny raika de tokony andô diman-jato denaria, ny raika dimampolo. Rafa tsy afaka nagnefa an'zany tamin'azy zareo, de samy navelany izy rôla. Noho zany, iza amin'izy rôla ma no ho tia an'Azy kokoa?" Simona namaly an'Azy ka nitare hoe: "Heveriko fa le namoizany be." De ozy Jesosy tamin'azy hoe: "Marina ny fitsaranao."

1
07/44.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary Jesosy nitodika taigny am'le vevavy ka nitare tamin'i Simona hoe: "Tazagnao io vevavy io. Niditra tato an-tragnonao Za. Tsy nagnome rano hanasagna ny tongotro anao, fa izy nandena reo tongotro tamin'ny ranomasony ary namafa an'azy tamin'ny