auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 14:47:47 +08:00 committed by root
parent ae7a487aad
commit ca7bc89ddf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 31 \v 32 De nagnao fanasana geda be tao an-tranony ho an'i Jesosy i Levy. Betsaka reo mpamory hetra sy reo ôla hafa ze nipetraka teo amin'ny latabatra ary ninana niaraka tam'jareo. \v 30 Kanefa reo Fariseo sy reo mpanora-dalàna de nitaraina tam'reo mpianany, niteny hoe: "Nagnino enao no minana sy misotro miaraka am'reo mpamory hetra sy ny ôla mpanota hafa?" Namaly an'azy reo Jesosy hoe: "Tsy mila dokotera ny ôla salama; fa reo marary ihany. Tsy tonga hagnantso ny ôlo-marina ho amin'ny fibebana Za, fa hagnantso ny mpanota mba hibebaka."
\v 29 \v 32 De nagnao fanasana geda be tao an-tranony ho an'i Jesosy i Levy. Betsaka reo mpamory hetra sy reo ôla hafa ze nipetraka teo amin'ny latabatra ary ninana niaraka tam'jareo. \v 30 Kanefa reo Fariseo sy reo mpanora-dalàna de nitaraina tam'reo mpianany, niteny hoe: "Nagnino enao no minana sy misotro miaraka am'reo mpamory hetra sy ny ôla mpanota hafa?" \v 31 Namaly an'azy reo Jesosy hoe: "Tsy mila dokotera ny ôla salama; fa reo marary ihany. Tsy tonga hagnantso ny ôlo-marina ho amin'ny fibebana Za, fa hagnantso ny mpanota mba hibebaka."