auto save
This commit is contained in:
parent
4cdf3a26b2
commit
bc4390472b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
"Amin'ny ino, no afako mampitovy ny ôla am'ty taranaka ty? Salan'ino ma zareo? Salan'ny ankizy milalao aigny an-tsena zareo, ze mipetraka sy mifagnantso ary mikoragna hoe: "Nitsoka sodina ho an'nareo zahay, de tsy nandihy anareo. Nagnano hira fisaorana ho an'nareo zahay, de tsy nitomany anareo.
|
||||
"Amin'ny ino, no afako mampitovy ny ôla am'ty taranaka ty? Salan'ino ma zareo? Salan'ny ankizy milalao aigny an-tsena zareo, ze mipetraka sy mifagnantso ary mikoragna hoe: "Nitsoka sodina ho an'nareo zahay, de tsy nandihy anareo. Nagnano hira fisaorana ho an'nareo zahay, de tsy nitomany anareo."
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Fa Jaona mpagnano Batisa tonga tsy nihinana mofo ary tsy nisotro divay, de ozy anareo hoe: "Misy demonia izy." Ny Zanak'Ôla tonga nihinana sy nisotro, de ozy anareo hoe: "Jerevo, fa tendan-kanina sy mpisotro Izy, naman'reo mpamory hetra sy mpagnota!" Fa ny fahendrena de vômarina amin'n
|
Loading…
Reference in New Issue